Ny fahatokisanao (Ariane)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nataoko tononkira.serasera.org 'zay rehetra hifalianao
Na dia tsiky kely, fywwhs tsy namianao zaho
Nataoko 'zay rehetra hambabo ny fonao
Kitakita lava fô raha mahazo zaho
Aza adino, ny fahatokisanao no ilaiko
Matoky f'izaho tsy hanary anao zegny
Zaho aty ucevtl mankafy
Ny fahatokisanao no ilaiko,
Nefa saignanao simbain'ny topi hafa
Zaho aty mankafy
Amboaro tsara ny fijerinao
Fa ny fahatokisanao, no itiavako anao
Teny kely no atsipiko aminao
Kely nefa hanatsara ny fiainanao
Raha te ho sambatra tokoa ve ianao
Ataovy tsara ny fomba fijerinao
Aza adino ny fahatokisanao no ilaiko
Matoky f'izaho tsy hanary anao zegny
Na dia tsiky kely, fywwhs tsy namianao zaho
Nataoko 'zay rehetra hambabo ny fonao
Kitakita lava fô raha mahazo zaho
Aza adino, ny fahatokisanao no ilaiko
Matoky f'izaho tsy hanary anao zegny
Zaho aty ucevtl mankafy
Ny fahatokisanao no ilaiko,
Nefa saignanao simbain'ny topi hafa
Zaho aty mankafy
Amboaro tsara ny fijerinao
Fa ny fahatokisanao, no itiavako anao
Teny kely no atsipiko aminao
Kely nefa hanatsara ny fiainanao
Raha te ho sambatra tokoa ve ianao
Ataovy tsara ny fomba fijerinao
Aza adino ny fahatokisanao no ilaiko
Matoky f'izaho tsy hanary anao zegny
--------
Link:
