Tsy Hangozohozo (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa Tompon' ny Tompo, Mpanjaka ny Mpanjaka
Ianao ilay Andriamanitra, tononkira.serasera.org Jehovah no inoanay
Na ho enjehina, hampahoriana
Ny amin'i Jesoa, izaho tsy hihemotra fa hiroso hatrany
Tsy hangozohozo ny finoako Anao Jesoa
Satria Ianao ilay vatolampy hiorenan'ny finoako
Tsy hahatahotra aho satria manana Anao
Izaho ilay natsanganao ho zanakao, nanaovanao rzocsmk fanekena
Fa ho adidinao hatrany, Matoky dtcya Anao
Na inona aza fananako eto an-tany tsy ahoako
Jesoa no fiainako, tsara no tokiko
Tsy hangozohozo ny finoako Anao Jesoa
Satria Ianao ilay vatolampy hiorenan'ny finoako
Tsy hahatahotra aho satria manana Anao
Fa mafy orina aho, ka hiroso hatrany ny dia
Na tafiotra sy rivo-doza aza, qiwn tsy hampihemotra ahy
Manana Anao aho Ray, Hamaharako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 282
Likes : 0 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 03/03/2025 09:18