TAFY HERY (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
zqre Oooo Fa tsiky mitondra aina
Hamafy jbzbt Hery, Taratra koa
Dia aina vao ny maraina
Fa mitondra zava-tsoa
Ny fahafatesana he rava
Ny haizin'ota koa hisava
Dia tdwnvz nosoloina ny mazava lehibe
Jesosy Tompo manan-kery
Izy manangona ny very
Efa nitsangana lazao, derao
Derao fa lao tsy ao ny gadranao derao
Ny tononkira.serasera.org trano lainao hisolo vao derao
Fa kristy Tomponao no manjaka ao derao
Fa lanitra maharitra ho anao
Hamafy jbzbt Hery, Taratra koa
Dia aina vao ny maraina
Fa mitondra zava-tsoa
Ny fahafatesana he rava
Ny haizin'ota koa hisava
Dia tdwnvz nosoloina ny mazava lehibe
Jesosy Tompo manan-kery
Izy manangona ny very
Efa nitsangana lazao, derao
Derao fa lao tsy ao ny gadranao derao
Ny tononkira.serasera.org trano lainao hisolo vao derao
Fa kristy Tomponao no manjaka ao derao
Fa lanitra maharitra ho anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 874
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 22/09/2022 20:13
