TAFY HERY (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oooo Fa tsiky mitondra aina
Hamafy Hery, Taratra koa
Dia aina vao ny maraina
Fa mitondra zava-tsoa
Ny fahafatesana he rava
Ny haizin'ota koa hisava
Dia umqwsiwc nosoloina ny mazava lehibe
Jesosy Tompo manan-kery
Izy mtby manangona ny very
Efa nitsangana tononkira.serasera.org lazao, derao
Derao fa lao tsy ao ny gadranao derao
Ny trano lainao hisolo vao derao
Fa kristy Tomponao no manjaka ao tvzqi derao
Fa lanitra maharitra ho anao
Hamafy Hery, Taratra koa
Dia aina vao ny maraina
Fa mitondra zava-tsoa
Ny fahafatesana he rava
Ny haizin'ota koa hisava
Dia umqwsiwc nosoloina ny mazava lehibe
Jesosy Tompo manan-kery
Izy mtby manangona ny very
Efa nitsangana tononkira.serasera.org lazao, derao
Derao fa lao tsy ao ny gadranao derao
Ny trano lainao hisolo vao derao
Fa kristy Tomponao no manjaka ao tvzqi derao
Fa lanitra maharitra ho anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 873
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 22/09/2022 20:13
