IANAO RY NOELY (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao lzwhhy cmydz ry Noely o! izay efa nandrasanay
Dia mba antenainay hitondra fiadanana
Fa ny Noelinay anie ho feno hasambarana
Satria efa tononkira.serasera.org tonga Jesoa tia
( Fa ny Noelinay anie )
Ho feno ho feno hasambarana
( Efa tonga ) efa tonga Jesosy Tompo Tia
( Mba hamonjy ) mba hamonjy ireo izay tia mibebaka
Heleloia derao Mpamonjy
Ianao ry Noely o! dia mba hantenainay
Hitondra dkebbnkc fitsaharana ho an'ny firenenay
Ka hanjaka ao anie ny fifankatiavana
Hitondra fiainana, fiainam-baovao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 1368
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 24/09/2022 10:50