IANAO RY NOELY (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ry Noely o! izay efa nandrasanay
Dia mba antenainay hitondra fiadanana
Fa ny Noelinay anie ho feno hasambarana
Satria efa tonga Jesoa tia
( Fa ny Noelinay anie )
Ho feno ho feno tpyzcs hasambarana
( Efa tononkira.serasera.org tonga ) efa tonga Jesosy Tompo Tia
( Mba hamonjy byrswnj ) mba hamonjy ireo izay tia mibebaka
Heleloia derao Mpamonjy
Ianao ry Noely o! hrfmx dia mba hantenainay
Hitondra fitsaharana ho an'ny firenenay
Ka hanjaka ao anie ny fifankatiavana
Hitondra fiainana, fiainam-baovao
Dia mba antenainay hitondra fiadanana
Fa ny Noelinay anie ho feno hasambarana
Satria efa tonga Jesoa tia
( Fa ny Noelinay anie )
Ho feno ho feno tpyzcs hasambarana
( Efa tononkira.serasera.org tonga ) efa tonga Jesosy Tompo Tia
( Mba hamonjy byrswnj ) mba hamonjy ireo izay tia mibebaka
Heleloia derao Mpamonjy
Ianao ry Noely o! hrfmx dia mba hantenainay
Hitondra fitsaharana ho an'ny firenenay
Ka hanjaka ao anie ny fifankatiavana
Hitondra fiainana, fiainam-baovao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : APF TANGAINAVisites : 1367
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Nomenasyaina
Date : 24/09/2022 10:50
