AOKA HO TONGA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka ho tonga
Ho tonga amiko
Ny famindram-ponao khyyar Jehovah o!
Dia ny famonjena ahy, Ho to ny teninao
Koa arovy tononkira.serasera.org aho, ambany elatrao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao diaviko izao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
No ho velona mandrakizay doria
Ka tsy hahatahotra ny loza sy izay rehetra eo aminy aho
Satria diso, diso izy ireny
Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao qtqgbglw diaviko izao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
No ho velona tudzeojp mandrakizay doria
Ho tonga amiko
Ny famindram-ponao khyyar Jehovah o!
Dia ny famonjena ahy, Ho to ny teninao
Koa arovy tononkira.serasera.org aho, ambany elatrao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao diaviko izao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
No ho velona mandrakizay doria
Ka tsy hahatahotra ny loza sy izay rehetra eo aminy aho
Satria diso, diso izy ireny
Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao qtqgbglw diaviko izao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
No ho velona tudzeojp mandrakizay doria
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF TANGAINAVangy : 993
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nomenasyaina
Daty : 08/09/2022 20:24
