AOKA HO TONGA (APF TANGAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
nogxfkd Aoka ho tonga
Ho tonga amiko
Ny famindram-ponao Jehovah o!
Dia ny famonjena ahy, Ho to ny teninao
Koa arovy aqznc aho, ambany elatrao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao diaviko izao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
No tononkira.serasera.org ho velona mandrakizay doria
Ka tsy hahatahotra ny loza sy izay rehetra uijozd eo aminy aho
Satria diso, diso izy ireny
Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao diaviko izao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
No ho velona mandrakizay doria
Ho tonga amiko
Ny famindram-ponao Jehovah o!
Dia ny famonjena ahy, Ho to ny teninao
Koa arovy aqznc aho, ambany elatrao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao diaviko izao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
No tononkira.serasera.org ho velona mandrakizay doria
Ka tsy hahatahotra ny loza sy izay rehetra uijozd eo aminy aho
Satria diso, diso izy ireny
Ray o!!! Tompo Mahery o!
Lalan-tsarotra izao diaviko izao
Ray o!!! Tompo Mahery o!
No ho velona mandrakizay doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF TANGAINAHits : 993
Likes : 1 Like
Created by : Nomenasyaina
Date : 08/09/2022 20:24
