'Ty fiainana ity (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ty fiainana ity be siasia
Matetika ny manadino anao
Ka tononkira.serasera.org variana dia variana
Mankamamy izao tontolo izao
Rainay ô, toloranao ny tananao
Tompo ô, mamindra fo aminay (x4)

Ty fiaiana ity be fakampanahy
Matetika minia mandao anao
Ka sondriana dia sondriana qrwnw ô !
Tsy manaraka ireo didinao
Raiko nosblthi ô, todiho anay ny endrikao
Kristy ô, mamindra fo aminay (x4)

Ty fiainana ity feno hadalana
Matetika no tsy mihaino anao
Fa dia manetsin-tadiny
Tsy mihaino ireo teninao
Rainay ô, rwpyie ampombay anay ny herinao
Tompo ô, mamindra fo aminay (x4)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9418