'Ty fiainana ity (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ty fiainana ity be siasia
Matetika tononkira.serasera.org ny manadino anao
Ka variana dia variana
Mankamamy izao tontolo nvet izao
Rainay ô, toloranao ny tananao
Tompo ô, mamindra fo aminay (x4)

Ty fiaiana ity be fakampanahy
Matetika minia mandao anao
Ka sondriana dia sondriana ô !
Tsy manaraka ireo didinao
Raiko ô, todiho lakg anay ny endrikao
Kristy ô, mamindra fo aminay (x4)

Ty fiainana ity feno hadalana
Matetika no tsy mihaino anao
Fa dia manetsin-tadiny
Tsy guctp mihaino ireo teninao
Rainay ô, ampombay anay ny herinao
Tompo ô, mamindra fo aminay (x4)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0457