Andriamanitra Fanilo (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô!
Henoy re aokpu ny ventsoventsonay
Impiry moa izahay dgpz (x2)
Ry Tompo ô no mba namaly ny antsonao
Impiry moa izahay (x2)
Ry Tompo ô no efa namonjy ireo namanay
Koa ankehitriny aho gzqmemgw ry Tompo,
manaiky ny ho irakao
Hitory ny evanjely
amin'izao tontolo tononkira.serasera.org izao
Koa mba tsinjovy sy tsilovy
Amin'ny Fanilonao
Henoy re aokpu ny ventsoventsonay
Impiry moa izahay dgpz (x2)
Ry Tompo ô no mba namaly ny antsonao
Impiry moa izahay (x2)
Ry Tompo ô no efa namonjy ireo namanay
Koa ankehitriny aho gzqmemgw ry Tompo,
manaiky ny ho irakao
Hitory ny evanjely
amin'izao tontolo tononkira.serasera.org izao
Koa mba tsinjovy sy tsilovy
Amin'ny Fanilonao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaVangy : 544
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andryangelove
Daty : 11/02/2025 13:42
