Andriamanitra Fanilo (APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra ô!
Henoy re ny ventsoventsonay
Impiry moa izahay (x2)
Ry tononkira.serasera.org xdvptx Tompo ô no mba namaly ny antsonao
Impiry moa izahay (x2)
Ry Tompo ô no efa namonjy ireo wtvqyxr namanay
Koa ankehitriny aho ry Tompo,
manaiky ny ho qzhvj irakao
Hitory ny evanjely
amin'izao tontolo izao
Koa mba tsinjovy sy tsilovy
Amin'ny Fanilonao
Henoy re ny ventsoventsonay
Impiry moa izahay (x2)
Ry tononkira.serasera.org xdvptx Tompo ô no mba namaly ny antsonao
Impiry moa izahay (x2)
Ry Tompo ô no efa namonjy ireo wtvqyxr namanay
Koa ankehitriny aho ry Tompo,
manaiky ny ho qzhvj irakao
Hitory ny evanjely
amin'izao tontolo izao
Koa mba tsinjovy sy tsilovy
Amin'ny Fanilonao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APF Amboaram-Peo Fiderana ekar anosizato andrefanaHits : 477
Likes : 0 Like
Created by : andryangelove
Date : 11/02/2025 13:42
