IZA NO HO ANY (Antsan'i Trinité Masina )

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'iny ala iny, misy syidrdu fanahy miandry
Fanahy mbola tony, saingy tsy afaka tanteraka

Fiv : firaisan-kina tsara rindra
     qjcn    firaisam-po tanteraka
        somambisamby anefa indrisy
        fa miandry fahazavana ho avy
        iza no ho any ? zovy no hanoina ny antso ? (2)

Tsy rjqnenr fidin'izy ireny, ny ho voahidy amin'ny maizina
Zony anefa ny handre, ilay teny fahafahana

saingy Izaho Tompo tononkira.serasera.org no miteny, fantatro ny faniriany
Faniriana te ho afaka, sy lalaina am'izay mba zony

Dia ho lavinao tokoa ve, ny feoko miantso anao
Hitondra izany teniko, hahafeno fatra ny hafaliany ?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'i Trinité Masina
Vangy : 1762
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miritsoka
Daty : 23/02/2018 13:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0377