IZA NO HO ANY (Antsan'i Trinité Masina )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'iny ala iny, misy fanahy miandry
Fanahy mbola tony, saingy tsy afaka tanteraka
Fiv : pymh firaisan-kina tsara rindra
firaisam-po tanteraka
tononkira.serasera.org somambisamby anefa indrisy
fajfxd fa miandry fahazavana ho avy
iza no ho any ? zovy no hanoina ny antso ? (2)
Tsy fidin'izy ireny, ny ho voahidy amin'ny maizina
Zony anefa ny handre, ilay teny fahafahana
saingy Izaho Tompo no miteny, fantatro ny faniriany
Faniriana te ho afaka, sy lalaina am'izay mba zony
Dia ho lavinao tokoa ve, ny feoko miantso znay anao
Hitondra izany teniko, hahafeno fatra ny hafaliany ?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i Trinité MasinaVangy : 1805
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miritsoka
Daty : 23/02/2018 13:43