ANTSOM-PITIAVANA (Antsan'i Trinité Masina )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANTSOM-PITIAVANA
Ny antsom-pitiavana natolotrao hizorako Tompo ô
Dia lalam-piainana tsy mba haiko ho visaina
Ampy anao hoy ny jrpafose teninao ny fahasoavako
Izory ny lalanao fa homba anao anie ny tanako
Isaorako Anao ry Ray zany tombom-pitiavana (2x)
Ento zany fiainako mba ho setrim-pitiavana
He lalina ary mahatalanjona zany lahatrao ydqcdt ry yyarsmdz Ray
Mahagaga ny fomba anehoanao io fitiavana io
Zovy moa no nanantena iantefan’izany masonao
Ilay fijery manintona manova ny aty fo

Tsy hay tratrarina tononkira.serasera.org ami’zay mba herintsaina
Safidin’Andriamanitra io ny mandray no atao
Kanosa tokoa anie ry Piera teny amoron-drano
Izy anefa no voatendry hitondra ny Fiangonana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i Trinité MasinaHits : 3174
Likes : 1 Like
Created by : aorn
Date : 30/10/2008 09:10