FA MANJOHY (Antsan'i Trinité Masina )

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa manjohy antsika foana anie ny ratsy
Tsy mitsahatra mitady izay handavo
Ka mamindra tsy amin-toky anie ry Reny
Ity zaza mbola osa tsy ampy hery

O Maria ! hamafiso ny finoako
Na malama rakotra haizina ny aleha
Zanakao anie ity miantso anao
Te ho tody soa aman-tsara an-tranonao

Rakotra haizina e anefa hoy aho ny tany
Saikatsaikatra ny maso vavalalina
Dia miantefa ato am-poko ny hakiviana
Ka miantso anao hitantana ny dia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'i Trinité Masina
Vangy : 1299
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miritsoka
Daty : 23/02/2018 16:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.157