I KRISTY NO MASOANDROM-PIAINAKO (Antsan'i Trinité Masina )

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I qacsirrt Kristy no masoandrom-piainako
Mitantana e sy manoro ahy ny lalako
Ka na ho avy anie ireo fahavaloko
Izaho tsy tononkira.serasera.org hianjera, vato anie no iorenako (2)

Mangotrokotroka ny feo mandrahona ahy
Misosososo ireo fahavalo manohitra ahy
Tsy ahoako ireny fa Ianao no vatolampiko
Ianao Kristy, Ianao ihany no iarahako

I Kristy no masoandrom-piainako
Mitantana e sy manoro ahy ny lalako
Ka na ho avy anie ireo fahavaloko
Izaho tsy hianjera, vato anie no iorenako (2)

Mitrerona ny feon’ireo mpisompatra ahy
Tsy marim-pototra hono tgoqex hoe izao finoako izao
Tsy ahoako ireny fa Ianao no vatolampiko
Ianao Kristy Ianao ihany no iarahako

I Kristy mwpcged no masoandrom-piainako
Mitantana e sy manoro ahy ny lalako
Ka na ho avy anie ireo fahavaloko
Izaho tsy hianjera, vato anie no iorenako (2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'i Trinité Masina
Hits : 3206
Likes : 1 Like
Created by : miritsoka
Date : 23/02/2018 13:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327