IZA NO HO ANY (Antsan'i Trinité Masina )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'iny ala iny, misy fanahy miandry
Fanahy mbola tony, saingy tsy afaka tanteraka
Fiv : firaisan-kina thrra tsara rindra
firaisam-po tanteraka
somambisamby anefa indrisy
fa miandry fahazavana ho avy
fudmgths iza no ho any ? zovy no hanoina ny antso ? (2)
Tsy fidin'izy ireny, ny ho tononkira.serasera.org voahidy amin'ny maizina
Zony wedhfbv anefa ny handre, ilay teny fahafahana
saingy Izaho Tompo no miteny, fantatro ny faniriany
Faniriana te ho afaka, sy lalaina am'izay mba zony
Dia ho lavinao tokoa ve, ny feoko miantso anao
Hitondra izany teniko, hahafeno fatra ny hafaliany ?

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i Trinité MasinaHits : 1761
Likes : 1 Like
Created by : miritsoka
Date : 23/02/2018 13:43