AMPIZORY (Antsan'i Trinité Masina )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampizory amin'ny lalan’ny baikonao aho
F’io no fototry ny hafinaretako
Ka ny uhqzlh fanambaranao no iraikan’ny eybup foko
Fa tsy amin’ny fitiavana harena
Ka na tsy itokiako aza izany heriko
Hifanaraka amin'zay sitrakao
Eo akaikiko Ianao ary mitantana ahy
O tononkira.serasera.org Ry Jesoa, Ianao no iorenako
Eo an-tananao ry Tompo no apetrako iny ho aviko iny
Tsy hikatsahako afa-tsy Ianao, lay niantso ahy tamin'ny anarako
Avilio amin'zay zava-poana re ny masoko
Velomy amin'ny anaranao aho
Tanteraho amin'ny mpanomponao ny teninao
Zay nataonao ho an’ny matahotra Anao
Ka amin'ny androm-piainako manontolo
Dia Ianao irery ihany fbkftoqe no eto am-bavako
Ho ampoky ny fiderana Anao ny foko
O ry Jesoa Fitiavana tsy mivadika

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i Trinité MasinaVangy : 2013
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : miritsoka
Daty : 23/02/2018 16:21