I KRISTY NO MASOANDROM-PIAINAKO (Antsan'i Trinité Masina )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Kristy yipbmgf no masoandrom-piainako
Mitantana e sy manoro ahy ny lalako
Ka na ho avy anie ireo fahavaloko
Izaho tsy hianjera, vato anie no iorenako (2)
Mangotrokotroka ny feo mandrahona ahy
Misosososo tononkira.serasera.org ireo fahavalo yprh manohitra ahy
Tsy ahoako ireny fa Ianao no vatolampiko
Ianao Kristy, Ianao ihany no iarahako
I Kristy no masoandrom-piainako
Mitantana e sy manoro ahy qzxo ny lalako
Ka na ho avy anie ireo fahavaloko
Izaho tsy hianjera, vato anie no iorenako (2)
Mitrerona ny feon’ireo mpisompatra ahy
Tsy marim-pototra hono hoe izao finoako izao
Tsy ahoako ireny fa Ianao no vatolampiko
Ianao Kristy Ianao ihany no iarahako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i Trinité MasinaVangy : 3208
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miritsoka
Daty : 23/02/2018 13:43