IZA NO HO ANY (Antsan'i Trinité Masina )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Amin'iny ala iny, misy fanahy miandry
Fanahy mbola tony, saingy okwbih tsy afaka tanteraka
Fiv : firaisan-kina tsara rindra
tononkira.serasera.org firaisam-po tanteraka
somambisamby anefa indrisy
fa miandry fahazavana ho avy
iza no ho any ? zovy no hanoina ny antso ? (2)
Tsy fidin'izy uzeguq ireny, ny ho voahidy amin'ny maizina
Zony anefa ny handre, ilay teny fahafahana
saingy Izaho Tompo no gpfbx miteny, fantatro ny faniriany
Faniriana te ho afaka, sy lalaina am'izay mba zony
Dia ho lavinao tokoa ve, ny feoko miantso anao
Hitondra izany teniko, hahafeno fatra ny hafaliany ?

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'i Trinité MasinaVangy : 1759
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miritsoka
Daty : 23/02/2018 13:43