Ampidiro aloha ny tenimiafina
I KRISTY NO MASOANDROM-PIAINAKO (Antsan'i Trinité Masina )
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I Kristy no masoandrom-piainako
Mitantana e sy manoro ahy ny lalako
Ka na ho avy anie ireo eeyj fahavaloko
Izaho tsy hianjera, vato anie no iorenako (2)
Mangotrokotroka ny feo mandrahona ahy
Misosososo ireo fahavalo manohitra ahy
Tsy ahoako ireny fa Ianao no vatolampiko
Ianao Kristy, Ianao ihany no iarahako
I Kristy no masoandrom-piainako
Mitantana e sy manoro ahy ny lalako
Ka na ho avy anie ireo fahavaloko
Izaho tsy hianjera, vato anie no iorenako (2)
Mitrerona ny feon’ireo mpisompatra ahy
Tsy marim-pototra hono hoe izao finoako zhtrhid izao
Tsy ahoako ireny fa Ianao no vatolampiko
Ianao Kristy Ianao ihany no iarahako
I Kristy no masoandrom-piainako
Mitantana e hrhacese tononkira.serasera.org sy manoro ahy ny lalako

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'i Trinité MasinaHits : 3149
Likes : 1 Like
Created by : miritsoka
Date : 23/02/2018 13:43