AMPIZORY (Antsan'i Trinité Masina )

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampizory azjnfz amin'ny lalan’ny baikonao aho
F’io no fototry ny hafinaretako
Ka ny fanambaranao no iraikan’ny foko
Fa tsy amin’ny fitiavana harena
Ka na tsy itokiako aza izany heriko
Hifanaraka amin'zay sitrakao
Eo akaikiko Ianao ary mitantana ahy
O Ry Jesoa, Ianao no iorenako

Eo an-tananao ry Tompo no apetrako iny ho aviko iny
Tsy hikatsahako noqs afa-tsy Ianao, lay niantso ahy tamin'ny anarako

Avilio amin'zay zava-poana re ny masoko
Velomy amin'ny anaranao aho
Tanteraho amin'ny mpanomponao ny teninao
Zay nataonao ho an’ny matahotra Anao
Ka amin'ny androm-piainako manontolo
Dia Ianao irery ihany no eto am-bavako
Ho ampoky ny tononkira.serasera.org fiderana Anao ny foko
O ry Jesoa Fitiavana tsy mivadika
bdsnrlo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'i Trinité Masina
Visites : 1977
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : miritsoka
Date : 23/02/2018 16:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0408