AMPIZORY (Antsan'i Trinité Masina )

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampizory amin'ny lalan’ny baikonao aho
F’io no fototry ny hafinaretako
Ka ny fanambaranao no iraikan’ny foko
Fa rlqposwj tsy amin’ny fitiavana harena
Ka tononkira.serasera.org na tsy itokiako aza izany heriko
Hifanaraka amin'zay sitrakao
Eo akaikiko Ianao ary mitantana aiehrm ahy
O Ry Jesoa, Ianao no iorenako

Eo an-tananao ry Tompo no apetrako iny ho aviko iny
Tsy hikatsahako afa-tsy Ianao, lay niantso ahy tamin'ny anarako

Avilio amin'zay zava-poana re ny masoko
Velomy amin'ny anaranao aho
Tanteraho amin'ny mpanomponao ny teninao
Zay nataonao ho an’ny matahotra Anao
Ka amin'ny androm-piainako manontolo
Dia Ianao irery ihany no eto am-bavako
Ho ampoky ny fiderana Anao lmmjghh ny foko
O ry Jesoa Fitiavana tsy mivadika

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'i Trinité Masina
Hits : 2016
Likes : 0 Like
Created by : miritsoka
Date : 23/02/2018 16:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03