Resin'ny hazavana ny herin'ny fahafatesana (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Resin'ny hazavana ny herin'ny fahafatesana
Mifalia e, mifalia
Nitsangan-ko velona i Jesoa Tompontsika
Mifalia e, mifalia
Aleloya, Aleloya

'Lay maty novonoina
Indro velona indray
Velona mandrakizay
Niaritra ny tononkira.serasera.org mafy
Mba hamonjena antsika
Velona mandrakizay

Olona avy aiza ianareo?
Nitady twedrch anan'i Jesoa izahay
Inona no hitanareo?
Fasana foana no hitanay
Sao diso kquasbg hevitra ianareo
F'efa nitsangan-ko vttpby velona Izy e

© Vetson'i Siona

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411