'Ndao hiantsa ny Tompo (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Eh, 'ndao hiantsa ny Tompo
Avia, hiarak'hidera
Eh, 'ndao hiarak'hioby
Avia, Malakilakia
I. Ô ry manan'aina manantöna
Tsy misalasala avia mandrosoa
Fa tononkira.serasera.org zava-dehibe loatra mantsy ho ztcffyie antsika
Ny famindram-pony sy fitiavany
Ô, samia mifalye, Ô, samia miravo
II. Ataovy feo manga dia manga tokoa
No entinao miantsa an'ilay hset Tomponao
Ny zava-maneno arahin-damako
Rodony hanako eran'ny vazan-tany
Ô, samia mifalye, Ô, samia dvozbkl miravo
III. Fihetsika kanto mirindra sy soa
Arahana dihy milanto mora
Izany no soa sy kanto indrindra
Fa tsara loatra endrey ny Tompontsika
Ô, samia mifalye, Ô, samia miravo
© Vetson'i Siona
Avia, hiarak'hidera
Eh, 'ndao hiarak'hioby
Avia, Malakilakia
I. Ô ry manan'aina manantöna
Tsy misalasala avia mandrosoa
Fa tononkira.serasera.org zava-dehibe loatra mantsy ho ztcffyie antsika
Ny famindram-pony sy fitiavany
Ô, samia mifalye, Ô, samia miravo
II. Ataovy feo manga dia manga tokoa
No entinao miantsa an'ilay hset Tomponao
Ny zava-maneno arahin-damako
Rodony hanako eran'ny vazan-tany
Ô, samia mifalye, Ô, samia dvozbkl miravo
III. Fihetsika kanto mirindra sy soa
Arahana dihy milanto mora
Izany no soa sy kanto indrindra
Fa tsara loatra endrey ny Tompontsika
Ô, samia mifalye, Ô, samia miravo
© Vetson'i Siona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1214
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 03/10/2020 13:03
