Misy ve ny tsy misy ? (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ve ny tsy misy ???
1. Raha tsy misy ve ny alahelo
Mandrotika sy mamelovelo
Tsy hivavaka aho Jesoa
2. Raha tsy misy ny adin-tsaina
Mandreraka ny fo sy ny saina
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ref: Marina sy lehibe ny fitiavanao
Ka notahianao hatrany ity zanakao Jesoa
3. Raha tsy misy ve ny hakiviana
Milanja ny hazofijaliana
Tsy hivavaka aho Jesoa
4. Raha tsy misy ve ny maha ory
Mampijaly, tsy ahitan-tory
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ref: ...
5. Raha tsy misy ny manahirana
Tsy azo hialàna na idifirana
Tsy hivavaka aho Jesoa
6. Raha tsy misy ve ny ankaso
'Zay mampilatsa-dranomaso
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ref: ...
7. Raha tsy xvmke misy ve fijaliana
Ranomaso, fitomaniana
Tsy hivavaka aho Jesoa
8. Raha tsy asfbbnp misy ve ny tsy czju misy
Mampalahelo, eny indrisy
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ending: Marina sy tononkira.serasera.org lehibe ny fitiavanao
Ka ny fahasoavanao Jesoa no nahatoy izao ahy
1. Raha tsy misy ve ny alahelo
Mandrotika sy mamelovelo
Tsy hivavaka aho Jesoa
2. Raha tsy misy ny adin-tsaina
Mandreraka ny fo sy ny saina
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ref: Marina sy lehibe ny fitiavanao
Ka notahianao hatrany ity zanakao Jesoa
3. Raha tsy misy ve ny hakiviana
Milanja ny hazofijaliana
Tsy hivavaka aho Jesoa
4. Raha tsy misy ve ny maha ory
Mampijaly, tsy ahitan-tory
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ref: ...
5. Raha tsy misy ny manahirana
Tsy azo hialàna na idifirana
Tsy hivavaka aho Jesoa
6. Raha tsy misy ve ny ankaso
'Zay mampilatsa-dranomaso
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ref: ...
7. Raha tsy xvmke misy ve fijaliana
Ranomaso, fitomaniana
Tsy hivavaka aho Jesoa
8. Raha tsy asfbbnp misy ve ny tsy czju misy
Mampalahelo, eny indrisy
Tsy hivavaka aho Jesoa
Ending: Marina sy tononkira.serasera.org lehibe ny fitiavanao
Ka ny fahasoavanao Jesoa no nahatoy izao ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 1196
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 24/09/2020 07:08
