Miderà Azy (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gamme : C
BPM : 112

Part 1
[Lead] Misaotra Anao aho, Tompo ô !
[Choeur] Misaotra Anao aho, Tompo ô !
[Lead] Fa tsara Ianao, mandrakizay !
[Choeur] Fa tsara Ianao, mandrakizay !
[Lead] Fitiavanao tsy miova mihitsy !
[Choeur] Fitiavanao tsy miova mihitsy !

Refrain
Miderà Azy, miderà Azy !
Fa lehibe ny asan’ny Tompo ô !
Miderà Azy, miderà Azy !
Fa feno ny fitiavany izao tontolo izao !

Part 2
[Lead] Na andro feno hafaliana !
[Choeur] Na andro feno hafaliana !
[Lead] Na fotoan-tsarotra aza !
[Choeur] Na fotoan-tsarotra aza !
[Lead] Hihira sy hidera Anao foana aho !
[Choeur] Hihira sy hidera Anao foana aho !

Refrain
Miderà Azy, miderà Azy !
Fa lehibe ny asan’ny Tompo ô !
Miderà Azy, miderà Azy !
Fa feno ny fitiavany izao tontolo izao !

Part 3
[Lead] Fa tsy misy toa Anao !
[Choeur] Fa tsy misy toa Anao !
[Lead] Fa tsy misy toa Anao !
[Choeur] Fa tsy misy toa Anao !
[Lead] Andriamanitra mahery be !
[Choeur] Andriamanitra mahery be !
[Lead] Andriamanitra mahery be !
[Choeur] Mpanavotra sy Ray tia !
[Lead] Mpanavotra sy Ray tia !

Refrain
Miderà Azy, miderà Azy !
Fa lehibe ny asan’ny Tompo ô !
Miderà Azy, miderà Azy !
Fa feno ny fitiavany izao tontolo izao !

~ Interlude Solo ~

Refrain
Miderà Azy, miderà Azy !
Fa lehibe ny asan’ny Tompo ô !
Miderà Azy, miderà Azy !
Fa feno ny fitiavany izao tontolo izao !

~ Ending Solo + Clap ~
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323