Manolo-tena ho anao aho (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô, tsy mendrika,Ny hanonona ny anaranao aho,
Fa mitenena teny tokana,
Dia ho sitrana ny fanahiko,
Ny fanahiko !
Ity foko anie ka maniry mafy,
Ny hihaona aminao,
Manolo-tena ho anao aho,
Fantatro, eny tsapako,
'Reo hadisoana vitako,
Ifonako aminao tokoa,
Ifonako aminao !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 540
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 22/02/2022 17:31