Hiventeso tononkira vao (Antokom-pihira Vetson'i Siona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Mampatahotra ny tsy mpino
Ny anaranao ry Iaveh
Mampiorohoro qddsiw ny mpanjaka ny voninahitrao
Ny dera sy ny laza, ho any aminao anie
Vavolombelon'ny finoana
Finoana Ianao

II. Ireo tafik'anjely
Mihoby anao lalandava
Hitondra tononkira.serasera.org anay ho any aminao hifanatri-tava
Ny ifnkae hoby sy ny saotra yftz ho any aminao anie
Vavolombelon'ny finoana
Finoana Ianao

Ref : Hiventeso tonon-kira vao
Yaveh Yaveh mpamonjy anao
Mahafinaritra laotra mantsy anie
Ny anaranao ry Tompo ô !
Lazalazao sy ambarao
Ka Yaveh irery no derao !
Hozana ! Aleloia !
Dera sy laza Aleloia !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0333