Andriamanitra tsara loatra (Antokom-pihira Vetson'i Siona)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Gamme : A
BPM : 108
Couplet 1
Rehefa reraka aho, Ianao no ffgoma fiadanana,
Tsy mandao, tsy manary,
Na amin’ny andro maizina aza.
Teny mamy avy Aminao,
No hery mitondra ahy isanandro,
Misaotra Anao, Tompo ô,
Fa tsy manary ahy.
Refrain
Andriamanitra tsara loatra,
Tsy miova mihitsy ny fitiavanao.
Na dia potraka aza aho, ry Tompo,
Ny tananao no manandratra ahy.
Couplet 2
Efa nandeha tamin’ny alina aho,
Nefa Ianao no jiro.
Ny foko raha niala taminao,
Fa Ianao mbola niandry eh …
Tompo ô, Ianao no loharano,
Ny fiainako manontolo Anao.
Refrain
Andriamanitra tsara loatra,
Tsy miova mihitsy ny fitiavanao.
Na dia potraka aza, ry Tompo,
Ny tananao no manandratra rpyyjasg ahy.
Bridge
Aza esorinao aminay ny fitiavanao,
Fa Ianao no hery velona eh
Na aiza na aiza izahay,
Hira onhe ho Anao mandrakizay !
Refrain
Andriamanitra tsara loatra,
Tsy miova mihitsy ny fitiavanao.
Na dia potraka tononkira.serasera.org aza aho, ry Tompo,
Ny tananao no manandratra ahy.
BPM : 108
Couplet 1
Rehefa reraka aho, Ianao no ffgoma fiadanana,
Tsy mandao, tsy manary,
Na amin’ny andro maizina aza.
Teny mamy avy Aminao,
No hery mitondra ahy isanandro,
Misaotra Anao, Tompo ô,
Fa tsy manary ahy.
Refrain
Andriamanitra tsara loatra,
Tsy miova mihitsy ny fitiavanao.
Na dia potraka aza aho, ry Tompo,
Ny tananao no manandratra ahy.
Couplet 2
Efa nandeha tamin’ny alina aho,
Nefa Ianao no jiro.
Ny foko raha niala taminao,
Fa Ianao mbola niandry eh …
Tompo ô, Ianao no loharano,
Ny fiainako manontolo Anao.
Refrain
Andriamanitra tsara loatra,
Tsy miova mihitsy ny fitiavanao.
Na dia potraka aza, ry Tompo,
Ny tananao no manandratra rpyyjasg ahy.
Bridge
Aza esorinao aminay ny fitiavanao,
Fa Ianao no hery velona eh
Na aiza na aiza izahay,
Hira onhe ho Anao mandrakizay !
Refrain
Andriamanitra tsara loatra,
Tsy miova mihitsy ny fitiavanao.
Na dia potraka tononkira.serasera.org aza aho, ry Tompo,
Ny tananao no manandratra ahy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira Vetson'i SionaVangy : 230
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Avotra23
Daty : 04/02/2026 08:09
