DIA GAGA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Dia gaga ny ankaso
Nahita ahy nitony
Tsy latsa-dranomaso
Na nitomany intsony
Satria ry Tompo tsara misinda tononkira.serasera.org ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
2-Ho gaga koa ny vola
Raha nanalavitra ahy
Mahita ahy tsy tola
Na reraka am-panahy
Satria ry Tompo sxtpevf tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
3-Ny sofiko mikiky
Ho gaga manoloana
Ny endriko mitsiky
Toa andro lohataona
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha ifkbusv Ianao no anjara, zay nofidin’ny utddaszf foko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraVangy : 2228
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : HANITRYNYLANITRA
Daty : 11/04/2017 09:52