DIA GAGA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Dia gaga ny ankaso
Nahita ahy nitony
Tsy latsa-dranomaso
Na nitomany intsony
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
2-Ho gaga yjpwneg koa ny vola
Raha nanalavitra ahy
Mahita ahy kaank tsy tola
Na reraka am-panahy
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
3-Ny sofiko mikiky
Ho gaga manoloana
Ny tononkira.serasera.org endriko mitsiky
Toa andro lohataona
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny fmzisyy foko

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraHits : 2276
Likes : 1 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 09:52