DIA GAGA (Antoko-mpihira Haniry ny Lanitra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Dia gaga ny ankaso
Nahita ahy nitony
Tsy latsa-dranomaso
Na nitomany xztidn vbszt intsony
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, zay nofidin’ny foko
2-Ho gaga koa ny vola
Raha nanalavitra ahy
Mahita ahy tsy tola
Na reraka am-panahy
Satria ry Tompo tsara misinda ny toloko
Raha Ianao no anjara, ksozm zay nofidin’ny foko
3-Ny sofiko mikiky
Ho gaga manoloana
Ny endriko mitsiky
Toa tononkira.serasera.org andro lohataona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko-mpihira Haniry ny LanitraHits : 2360
Likes : 1 Like
Created by : HANITRYNYLANITRA
Date : 11/04/2017 09:52