O, hirao, hosana (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rmvjsugg 1/
Indro voavonjy isika raha saika very avokoa
Ka ny rany izay nandriaka tononkira.serasera.org no nampiverina ny zo

2/
Ry sakaiza, ianao lalainy, ka tsy navela hikodia
Ny otanao dia nozakainy, nahafahany ka trdomeb mifalia


Refrain :
Hirao, hosana, tsy nahatana prjvx Azy ny fasana
Hirao, hosana, tanteraka ny famonjena
Ambarao
Hosana, hirao, hirao ny hiram-pamonjena
Indro fa nitsangana Jesoa tia
Velona Izy, velona doria

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0526