Iray Aminao (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Kristy ô Mpiandry tsara
Asandratray ny anaranao
Ianao efa manambara
Miantso anay zandrinao
Nomenao anay ilay slpgukbu lalàna
Dia ny mba wpaunxb hifankatiavanay
(Ety ka)
Hifampizara ny mamy
Hiara-mitondra ny mafy
Satria izay no hanehoana
Fa mpianatrao tokoa zahay
Kristy ô

Refrain :
Kristy qhif ô Mpiandry tsara
Isaoranay ny Anaranao
Ianao tsy misalasala
Miantso anay zanakao
Ka na samihafa fihaviana
Tsy mitovy fomba fanao
Dia hampiseho firaisan-kina
Haneho f’iray Aminao
Dia hampiseho ny firaisan-kina
Haneho f’iray tononkira.serasera.org Aminao

2/
Maro ireo ola-mianjady
Fisedrana mivaivay
Ny ratsy milofo mafy
Izay handavoana anay
Nefa tsy hiahotra intsony ny fo
Noho ny Aminao Jesoa
(Ka andeha)
Hifampizara ny mamy
Fifankatiavana hatrany
Satria izay no hanehoana
Fa mpianatrao tokoa zahay
Kristy ô

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9952