Etsy kely ange (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Etsy kely ange ianao sakaiza
Fantarao ve ny faran’ny lalanao io
Mijanona ka diniho ho aiza
No hiantsoana ny tononkira.serasera.org sambom-piainanao valio
Raha hifikitra eto no tianao
Dia hanenina (tokoa) gtvi ianao
Fa raha fidianao ny lalantsara
Izay voasoratra sy voambara (fa Jesoa lalana)
Te ho tretrika v eny fanahy
Fa handova hasambarana mandrakizay
2/
Etsy kely ange ianao sakaiza
Fantatrao ve fa mpivahiny kfxwo ianao no eto
Izay anananao tsy hitondra ho aiza
Tsy mahatana ny ainao tsy hiala eto
Izay mandany andro amin-dalao
Mamitaka ny tenany (sy ny ainy)
Izay mbola mitana sampy ao
Dia handray ny fahatezerany (Tompo Mpitsara)
Aoka izay ny renireninao
Jesosy anie miandry izay hodianao
3/
Etsy kely ange ianao sakaiza
Fantatrao ve fa antomotra ny andro farany
Ireo vatsy solika fitaiza
Misy fiandry ve sa ritra tankina
Ny finoana ao anatinao
No ilay solika (sy vatsy) fitaiza
Koloy tsy ho faty hafanao
Fa misy ny mpandroba ka mahaiza (sy miambena)
Mivonona hatrany aza matory
Fa ho avy tampoka vgda ny Tompo hamory
Etsy kely ange ianao sakaiza
Fantarao ve ny faran’ny lalanao io
Mijanona ka diniho ho aiza
No hiantsoana ny tononkira.serasera.org sambom-piainanao valio
Raha hifikitra eto no tianao
Dia hanenina (tokoa) gtvi ianao
Fa raha fidianao ny lalantsara
Izay voasoratra sy voambara (fa Jesoa lalana)
Te ho tretrika v eny fanahy
Fa handova hasambarana mandrakizay
2/
Etsy kely ange ianao sakaiza
Fantatrao ve fa mpivahiny kfxwo ianao no eto
Izay anananao tsy hitondra ho aiza
Tsy mahatana ny ainao tsy hiala eto
Izay mandany andro amin-dalao
Mamitaka ny tenany (sy ny ainy)
Izay mbola mitana sampy ao
Dia handray ny fahatezerany (Tompo Mpitsara)
Aoka izay ny renireninao
Jesosy anie miandry izay hodianao
3/
Etsy kely ange ianao sakaiza
Fantatrao ve fa antomotra ny andro farany
Ireo vatsy solika fitaiza
Misy fiandry ve sa ritra tankina
Ny finoana ao anatinao
No ilay solika (sy vatsy) fitaiza
Koloy tsy ho faty hafanao
Fa misy ny mpandroba ka mahaiza (sy miambena)
Mivonona hatrany aza matory
Fa ho avy tampoka vgda ny Tompo hamory
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Vangy : 649
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : akoniziona
Daty : 09/11/2023 08:52
