MALAGASY Ô! (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry olona ô! henoy anie izao hira izao
Feo miantso anao hoe: aiza ianao?
Malagasy havako ô! mandrenesa
Mila anao re, mila hwytdhw anao ny taninao
Malagasy ô! aoka isika hifankatia fa:
Nosy iray anie, ity tany ity
Andriamanitra djax tsy tia ny fifandrafiana
Ny mifankatia: sitrany
Havako ô! fantatrao ve f'efa akaiky
Ilay Mpamonjy lehibe: Jesoa tia
Mbola tononkira.serasera.org maro ireo havanao mitady ho very
Mila vonjy, mila vonjy aminao
Malagasy ô! aoka isika hifankatia fa:
Nosy iray anie, ity tany ity
Andriamanitra tsy tia ny fifandrafiana
Ny mifankatia: sitrany
Tompo ô! ô mamela ny otanay
Aza xealvuxv avelanao irery izahay
Ireo mpitondra anay anie mba tantano
Mba tohano tsy hihemotra izahay
Malagasy ô! aoka isika hifankatia fa:
Nosy iray anie, ity tany ity
Andriamanitra tsy tia ny fifandrafiana
Ny mifankatia: sitrany
Ny mifankatia: sitrany
Feo miantso anao hoe: aiza ianao?
Malagasy havako ô! mandrenesa
Mila anao re, mila hwytdhw anao ny taninao
Malagasy ô! aoka isika hifankatia fa:
Nosy iray anie, ity tany ity
Andriamanitra djax tsy tia ny fifandrafiana
Ny mifankatia: sitrany
Havako ô! fantatrao ve f'efa akaiky
Ilay Mpamonjy lehibe: Jesoa tia
Mbola tononkira.serasera.org maro ireo havanao mitady ho very
Mila vonjy, mila vonjy aminao
Malagasy ô! aoka isika hifankatia fa:
Nosy iray anie, ity tany ity
Andriamanitra tsy tia ny fifandrafiana
Ny mifankatia: sitrany
Tompo ô! ô mamela ny otanay
Aza xealvuxv avelanao irery izahay
Ireo mpitondra anay anie mba tantano
Mba tohano tsy hihemotra izahay
Malagasy ô! aoka isika hifankatia fa:
Nosy iray anie, ity tany ity
Andriamanitra tsy tia ny fifandrafiana
Ny mifankatia: sitrany
Ny mifankatia: sitrany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 838
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 18/03/2024 08:16
