Ampidiro aloha ny tenimiafina
JESOA TSY MANAVAKA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa irery ihany no Làlana e!
Tokana hahazoanao mandeha
Mizotra mba ho tody an-danitsa e!
Izy irery no Làlana e!
Izy tia fa tsy manavaka e!
'Zay te hanaraka Azy havelany e!
N'iza n'iza longo te handeha
Izy tsy manavaka e!
Mafy ve ny ady hatrehanao?
Maro koa ny olana hiainanao?
Ialao ny ratsy, araho Izy tononkira.serasera.org e!
Izy tsy manavaka e!
Mafy ve ny ady hatrehanao?
Maro koa ny olana hiainanao?
Ialao ny ratsy, araho Izy e!
Izy tsy manavaka e!
Jesoa 'lay clulnm Fahamarinana e!
Ny Marina 'lay tonga lafatsa e!
'Zay miala Aminy ho very anie
F'Izy Fahamarinana e!
Izy tia fa tsy manavaka e!
'Zay te hanaraka Azy havelany e!
Ny Marina ry vvhm longo havako e!
No tandrovy fatratra e!
Ny fakam-panahy mahazo ety
Indraindray mahavoa, mamatotsa e!
Mitandrema, araho 'lay Marina e!
F'Izy tsy manavaka e!
Ny fakam-panahy mahazo ety
Indraindray mahavoa mamatotsa e!
Mitandrema, araho 'lay Marina e!
F'Izy tsy manavaka e!
Jesoa ihany koa dia fiainana e!
Fiainana mandrakizay anie
'Zay mandray Azy ho velona
F'Izy anie dia Fiainana e!
Izy tia fa tsy manavaka e!
'Zay te hanaraka Azy havelany e!
Longo raiso Izy ho Fiainanao
F'Izy tsy manavaka e!
N'inona atao an-tany ety
Dia hampanjakao Jesoa Kristy
Raiso hatrany Izy ho fiainanao
F'Izy tsy manavaka e!
N'inona atao an-tany ety
Dia hampanjakao Jesoa Kristy
Raiso hatrany Izy ho fiainanao
F'Izy tsy manavaka e!
Izy tia fa tsy manavaka e!
'Zay te hanaraka Azy havelany e!
Longo raiso Izy ho Fiainanao
F'Izy tsy manavaka e!
AMPIZIFA igxei (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
Tokana hahazoanao mandeha
Mizotra mba ho tody an-danitsa e!
Izy irery no Làlana e!
Izy tia fa tsy manavaka e!
'Zay te hanaraka Azy havelany e!
N'iza n'iza longo te handeha
Izy tsy manavaka e!
Mafy ve ny ady hatrehanao?
Maro koa ny olana hiainanao?
Ialao ny ratsy, araho Izy tononkira.serasera.org e!
Izy tsy manavaka e!
Mafy ve ny ady hatrehanao?
Maro koa ny olana hiainanao?
Ialao ny ratsy, araho Izy e!
Izy tsy manavaka e!
Jesoa 'lay clulnm Fahamarinana e!
Ny Marina 'lay tonga lafatsa e!
'Zay miala Aminy ho very anie
F'Izy Fahamarinana e!
Izy tia fa tsy manavaka e!
'Zay te hanaraka Azy havelany e!
Ny Marina ry vvhm longo havako e!
No tandrovy fatratra e!
Ny fakam-panahy mahazo ety
Indraindray mahavoa, mamatotsa e!
Mitandrema, araho 'lay Marina e!
F'Izy tsy manavaka e!
Ny fakam-panahy mahazo ety
Indraindray mahavoa mamatotsa e!
Mitandrema, araho 'lay Marina e!
F'Izy tsy manavaka e!
Jesoa ihany koa dia fiainana e!
Fiainana mandrakizay anie
'Zay mandray Azy ho velona
F'Izy anie dia Fiainana e!
Izy tia fa tsy manavaka e!
'Zay te hanaraka Azy havelany e!
Longo raiso Izy ho Fiainanao
F'Izy tsy manavaka e!
N'inona atao an-tany ety
Dia hampanjakao Jesoa Kristy
Raiso hatrany Izy ho fiainanao
F'Izy tsy manavaka e!
N'inona atao an-tany ety
Dia hampanjakao Jesoa Kristy
Raiso hatrany Izy ho fiainanao
F'Izy tsy manavaka e!
Izy tia fa tsy manavaka e!
'Zay te hanaraka Azy havelany e!
Longo raiso Izy ho Fiainanao
F'Izy tsy manavaka e!
AMPIZIFA igxei (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 733
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 18/03/2024 13:20
