IANAO MPANJAKA (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy ahiako intsony ao Aminao
Tompo tia, tena sambatra aho eo anilanao
Ny fiainako, am-pelatananao
Ny hoavy rehetrako, efa nalahatrao
Ianao no Mpanjakako
Ka twzh tano aho tsy hisaraka Aminao
Tsy misy harombaka ny am-pelatananao
Ny eo akaikinao no mahatsara ahy
Fa raha halavirinao ho reraka am-panahy
Ianao no Mpanjakako
Tsy misy mampanahy ny ao Aminao
'Lay satana fahavaloko, efa resinao
Ny anjarako dia ny miambina
Ho miaramilanao, na aiza misy ahy
Ianao no Mpanjakako
Tafio ny herinao tsy hihemotra aho Jesoa
Ny Teninao Mahery no tononkira.serasera.org Ampingako
Ny eo akaikinao no mahatsara fpht ahy
Fa raha halavirinao, ho reraka am-panahy
Ianao no Mpanjakako
Ka tano aho tsy hisaraka Aminao
Tsy misy harombaka ny am-pelatananao
Ny eo akaikinao no mahatsara ahy
Fa raha tttnjwdk halavirinao ho reraka am-panahy
Ianao no Mpanjakako
Tsy misy ahiako intsony ao Aminao
Tompo tia, tena sambatra aho eo anilanao
Ianao no Mpanjakako
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMPIZIFAVangy : 986
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AMPIZIFA
Daty : 18/03/2024 13:01