HO TANAKO NY VOADY (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny ho tànako ny voadiko Jesoa
Ny tsy hiverin-dàlana amin'ireo fahotako
Ny hangatahiko, ny tsy hamoizanao ahy
Aza lavinao aho Jesoa fa mba tàno ho Anao
Eny ho evny tànako ny voadiko Jesoa

Jesosy ô! Atokako ho Anao ny amiko manontolo, atokako ho Anao
Fa ampy ahy izay Jesoa, tsy hamerina intsony aho fa fay
Ny Anaranao no hasandratro ambony ho Mpanjakan'ny foko
Tàno aho ho Anao fa ho tànako ny voady taminao
Soa fa mbola teo ny Herin'ny Fanahinao
'Zay mibitsika tam-poko, namerina ahy ho ao Aminao
Tsy navelanao, fa notaominao indray
Hiala swhomk amin'ny maizina ho any amin'ny mazava

Jesosy ô! Atokako ho Anao ny ayptf amiko manontolo, atokako ho Anao

Ny Anaranao no hasandratro tononkira.serasera.org ambony ho Mpanjakan'ny foko
Tàno aho ho Anao, izay no voadiko
Tàno aho ho Anao, izay no voadiko
Izay no voadiko, Izay no voadiko
Izay no voadiko, Izay no voadiko
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AMPIZIFAHits : 948
Likes : 1 Like
Created by : AMPIZIFA
Date : 28/03/2024 13:42