Ho tafakambana (AMPIZIFA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Andriamanitra zohmoq ‘Lay Telo izay tononkira.serasera.org Iray
Ray, Zanaka, Fanahy no tena mampiray
Mampitambatra anay
Ho tafakambana cuayp tsara ianareo
Hiray saina sy hevitra
2.Ka ny finoana Anao no hijoroanay
Ny fiombonana no tena maminay
Hiray saina izahay
Ho tafakambana lzvlnc tsara ianareo
Hiray saina sy hevitra
3.Ho fanehoana koa fa mpianatrao izahay
Sy fanandratana ny voninahitrao
Hiray hevitra izahay
Ho tafakambana tsara ianareo
Hiray saina sy hevitra
Hiray saina sy hevitra
A/C : Mr Zo
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
Ray, Zanaka, Fanahy no tena mampiray
Mampitambatra anay
Ho tafakambana cuayp tsara ianareo
Hiray saina sy hevitra
2.Ka ny finoana Anao no hijoroanay
Ny fiombonana no tena maminay
Hiray saina izahay
Ho tafakambana lzvlnc tsara ianareo
Hiray saina sy hevitra
3.Ho fanehoana koa fa mpianatrao izahay
Sy fanandratana ny voninahitrao
Hiray hevitra izahay
Ho tafakambana tsara ianareo
Hiray saina sy hevitra
Hiray saina sy hevitra
A/C : Mr Zo
AMPIZIFA (Antoko MPIhira ZIona Fahazavana Anosibe)
--------
Rohy:
