Satria aminao (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny lakana iray mitety rano aho Tompo ô,
Mihevaheva am-pandehanana aho.
Tsy mba manam-pitsaharana aho, tsy manam-piadanana
Fa feno tebiteby lava izao.

Raha tsy aume tononkira.serasera.org ianao no mihazona ahy sy mitantana ny dia,
Mino aho fa tahaka izay efa rendrika aho.

Soa fa mbola ao metefe ny tananao ry Tompo tia!
Afaka hampitsahatra 'zay mety ho tafio-drivotra.
Ka ny onja mahery dia ho tony,
Matoky aho fa manana anao.

Satria aminao, satria, satria, Satria aminao(2)
Feno hasambarana tena,tena maharitra,
Ampio aho, Tompo ô, hifikitra aminao ô! ô! ?
Ampio aho, Tompo ô, thie hifikitra aminao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty
Vangy : 1020
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RadoBass
Daty : 07/04/2023 21:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1008