Te ho eo anilanao (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ianao phlylqvt ry Jesoa no ilay tiko sy ianteherako,
Mampientana fo sy mahasarika ahy tokoa
Ianao ry Jesoa no ilay fanantenako,
Ilay mpiaro ahy, mahafantatra tononkira.serasera.org ny fahosako
Ref:
Mambabo ny fo ny hatsarana ao Aminao,
Ko inty aho mba te ho eo gupwc anilanao
Ianao ilay mpiantra sy ilay mpamindra fo
(Tsarara ianao) tena tiko, tiko tokoa
2- Ianao ry Jesoa mahalala ny faniriako,
Manome izay ilaiko sy hnnjzgk andrandraiko
Ianao no ametrahako ny fitokiako,
Ilay mpanampy ahy, mpitantana ny diako.
Mampientana fo sy mahasarika ahy tokoa
Ianao ry Jesoa no ilay fanantenako,
Ilay mpiaro ahy, mahafantatra tononkira.serasera.org ny fahosako
Ref:
Mambabo ny fo ny hatsarana ao Aminao,
Ko inty aho mba te ho eo gupwc anilanao
Ianao ilay mpiantra sy ilay mpamindra fo
(Tsarara ianao) tena tiko, tiko tokoa
2- Ianao ry Jesoa mahalala ny faniriako,
Manome izay ilaiko sy hnnjzgk andrandraiko
Ianao no ametrahako ny fitokiako,
Ilay mpanampy ahy, mpitantana ny diako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyVangy : 1046
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : RadoBass
Daty : 14/10/2023 17:59
