Satria aminao (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toy ny lakana iray mitety rano aho Tompo ô,
Mihevaheva am-pandehanana aho.
Tsy tononkira.serasera.org mba manam-pitsaharana aho, tsy manam-piadanana
Fa feno tebiteby lava izao.

Raha tsy ianao no mihazona ahy sy mitantana ny dia,
Mino aho fa tahaka izay efa rendrika sykkqnf aho.

Soa fa mbola wgitez ao ny tananao ry Tompo tia!
Afaka hampitsahatra 'zay mety ho tafio-drivotra.
Ka ny onja mahery dia ho tony,
Matoky aho fa manana anao.

Satria aminao, satria, lkxec satria, Satria aminao(2)
Feno hasambarana tena,tena maharitra,
Ampio aho, Tompo ô, hifikitra aminao ô! ô! ?
Ampio aho, Tompo ô, hifikitra aminao.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0388