Ny lalako (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handà ny tenany)
kveh Sy hitondra ny hazofijaliany, ka hanaraka ahy tononkira.serasera.org )(x2)
1- ggfc Ny zavatra rehetra, amin'izao udyhvyba tontolo izao,
Dia afoizo ho fanavotana anao
Ho sorom-pamonjena ny fanahinao
Any am-paradisa, any am-paradisa vaovao
Any am-paradisa, any am-paradisa ho anao
2- Mifankatiava toy ny nitiavako anareo
Dia ho tanteraka ny fifalianareo
Ka ho fiainam-baovao no iainanareo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyVisites : 1060
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ares
Date : 28/09/2020 20:36