Tsy mendrika (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Miankohoka, miaiky heloka aho tononkira.serasera.org fa sero diso
Fa resy sy lavo aho, tsy nisaina ny ampitso
Revon’ny ota aho sy filibana,
Tafalats'am-pahotana.
Tena resy sy potraka aho Raiko tia.
Koa mamelà Raiko ô, (fa meloka aho)
Diovy ny ttmmeqc otako ee
Fa tsy mendrika aho
Mba amindrao fo
2- Miaiky heloka aho ka hiverina aminao
Tsy hamerina intsony, aho, ireo lasako fanao.
Mba ho olombaovao manomboka anio
Mpanota aho taloha, androany aho voadio. fsrjhmi
Fa resy sy lavo aho, tsy nisaina ny ampitso
Revon’ny ota aho sy filibana,
Tafalats'am-pahotana.
Tena resy sy potraka aho Raiko tia.
Koa mamelà Raiko ô, (fa meloka aho)
Diovy ny ttmmeqc otako ee
Fa tsy mendrika aho
Mba amindrao fo
2- Miaiky heloka aho ka hiverina aminao
Tsy hamerina intsony, aho, ireo lasako fanao.
Mba ho olombaovao manomboka anio
Mpanota aho taloha, androany aho voadio. fsrjhmi
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyVangy : 505
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RadoBass
Daty : 24/10/2025 10:42
