Raha toa ka tsy teo ianao Fanahy (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha toa ka tsy teo ianao Fanahy, asa izay zdmojvxg nanjoa anay (x2)

1- Iza no afaka hanala alahelo, hizara hafaliana
Hanasitrana aretina, mamelombelona izay idonam-pahoriana

2- Iza no afaka hanolon-tsaina, raha tojo ny tsy hay
Hanoro ny lalàna zsqugf ho enti-miaina ho any amin’ny mandrakizay

3- Iza no afaka hanamasina, anay mba ho mendrika anao
Hizara ny soa, izay katsahina eto amin’izao fiainana izao

4-Iza no afaka jmoffpjr hanome hery, hanoherana ny mafy
Hanampy ny olona mba tsy ho very hanalavitra ny tononkira.serasera.org (an’ilay) ratsy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty
Visites : 689
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RadoBass
Date : 24/10/2025 10:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4376