Iantrao (AMM (Antsan' i Maria Manjaka) Talatamaty)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangaika amin’ny feo avo agnay mangataka fiantrana
Mpanota matevi-koditsa no miandrandra ny famelana
Revon’ny fiaignana eto agnay tsy nisaigna ny hiafarana
Ko tsa mba namisavisa hoe vana misy ny paradisa
De roso nitonatonana, navela ny fiangonana
Nilaozana ny ktnheye eglizy fa de nanompo ny sikidy
Nivily amin’ny lalan-dratsy, tsa nieritseritsa ny tononkira.serasera.org ho faty
Niseho nahaleo tegna ko de nanompo vola aman-karena
Fa diso eroa ugunna agnay baba ô, tsa mendrika ny hiantrana xssrkrf e e
Ketraka sy resy e fa lavon’ny fahantrana
Koa amindrao fo, Tompo ô
Ty zanakao mitalaho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMM (Antsan' i Maria Manjaka) TalatamatyVangy : 374
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RadoBass
Daty : 24/10/2025 10:52