Tsy tantiko intsony (AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tantiko intsony fa tiko torina @nao ry namako ô! fa satriko foana hitory sy hilaza vaovao mahafaly ucmnega e!
Manery ahy ny foko hanambara ilay hafatra soa (fatsara e) fa tononkira.serasera.org tsara ilay Andriamanitra be indrafo
Izay mahatsapa fa tsara ny manaradia dia higoka ny tsiripitiavana ianao hatrary
Isika mpanompo matoky @ kely natao dia jkso ho tendrena ho mpanapaka ny be hatramin'izao. ka miorena tsara ianao, aza miova,torio ambarao ny finoana oqqi sy fanantenana dia hazava@nao izany lala-kombana!
tsy tantiko intsony.....
Tsy misy nateraka ho anjely ka tsara tokoa, fa anjaran'ny tsirairay ny mba hoe miova fo
Na de mena takaky ny jaky ny fahotanareo dia hadio toy ny oram-panala ka foana hatreo. Endre zany famindrampo, lay fitiavana mamy tokoa, ho antsika zay tena mpanompo: mijoroa, mitoria mitoria hoy ny tompo ô!
Tsy tantiko intsony.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AMIKRI (Akon'ny Miaramilan'i KRISTY)Vangy : 1035
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : miharymamy8
Daty : 25/08/2019 22:42